Ho an'ny Malagasy
2 hrs Β· Source: Facebook
Mba afak atao anonyme ve zafad.

Mahakasika an'le prime 310.000Ar teo iny.
Teno feno kolikoly be sy maro be mpiasa tsy nisitraka an'le izy tato amnay.
Ry Konolely Mickael sy ny forongony mpanao kolikoly tsy mendrika hitondra an'i Madagasikara mhts.... Maro be preuves ato fa maro be mpiasa ambony ataondreo fitaovana noentina nanodikodinana an'le oe prime 310.000Ar
πŸ‘ Like
πŸ’¬ Discuter
β†ͺ Partager
24h News
Yesterday Β· Source: Peuple
"Nitolona ho an'ny jiro sy rano nefa kay vomaika tsisy jiro sy rano."
- Anonyme

#genZ
#malagasy
#mifohaza
πŸ‘ Like
πŸ’¬ Discuter
β†ͺ Partager
Raharinirina N Alexia
8 hrs Β· Source: Facebook
Momba an'le resk recrutement mpiasapanjakan 13.000 ho raisin.
Te hampandry betro ny vahoak malagasy fotsiny reo fa efa misy liste vonona ho an'reo ho raisina fa mody atao cinema fotsiny le fampanantsoana. Efa misy olona mangona list mihaodihaody any sad maka vola amreo zay te hiditra mpiasampanakan. Efa azonay sary sy video le olona nanao anzay havoaka eto
πŸ‘ Like
πŸ’¬ Comment
β†ͺ Share